Ny finoako (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Na dia mafy ny adim-piainana
Na koa rava ireo mba fananana
Tsy hamoy fo fa eo Ianao
Tompo Andriamanitro
2)Na tsy takatro ny fisainanao
Na tsy fantatro ny hitondranao ahy
Ekeko sy tiako foana yqzkotr Ianao
Zoky tsy manary ahy
3)Na marary sy tra-pahoriana bysopbs koa
Na tononkira.serasera.org dia maizina 'zany lalako
Heriko sy fiononako
Eo Aminao Jesoa
Ref: Ampianaro aho hahatoky Anao
iofydg Hiaraka Aminao mandrakizay
Ampy fitiavana
Ny miankina Aminao Jesoa
Na koa rava ireo mba fananana
Tsy hamoy fo fa eo Ianao
Tompo Andriamanitro
2)Na tsy takatro ny fisainanao
Na tsy fantatro ny hitondranao ahy
Ekeko sy tiako foana yqzkotr Ianao
Zoky tsy manary ahy
3)Na marary sy tra-pahoriana bysopbs koa
Na tononkira.serasera.org dia maizina 'zany lalako
Heriko sy fiononako
Eo Aminao Jesoa
Ref: Ampianaro aho hahatoky Anao
iofydg Hiaraka Aminao mandrakizay
Ampy fitiavana
Ny miankina Aminao Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVisites : 1748
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Date : 22/04/2017 09:48
