You are here: home > Tononkira > Abel Andriarimalala

Andefaso taratasy (Abel Andriarimalala)

Andefaso taratasy aho raha lasa ianao
Hodinidinihiko ny andro
Honofinofisiko ny alina
Andefaso taratasy aho raha lasa ianao
Hiononako rehefa tomany
Fa lavitra ianao ka tsy tratro

Ny olona mody tsy arahi-maso
Ny vatana lavitra tsy amTsiky dia ampyindroana
Ny olana ve ra ara-hatao
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy...

Ny mahazo aty efa maizina any
Ka hoy aho é Andefaso taratasy...

Fantsona tapaka alefanao
Tsy miova hatrany ka hatraty
Ka tsy mba ho ratsy kanefa
Ka hoy aho é

Andefaso taratasy... (2)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Abel Andriarimalala
Mpamaky : 175
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Fiffi
Tamin'ny : 14/06/2019 15:35:27
ID : 11813

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo