TENA FITIAVANA (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Baby quil ô tiako anao ka anao lodnfln ndesiko amin’ny havako ô
Baby ô lasanao ny foko sy ny fitiavako
Ka na mora na ho mafy ,
zaho fvon vognona ny hihafy
Izaho tsy handao ,
tsy hiala an-kilanao
REFRAIN :
Antsika hiaraka hifaly antsika hiaraka ory
Hiaraka hifampitantagna
Antsika hiaraka hifaly antsika hiaraka ory
F’izay ilay TENA FITIAVANA
Baby ô anao no anjeliko ô ka hiaraka hamakivaky fiaignana aminah
Baby ô efa anao raika fôgna ,fitiavako anao tsy voaovan’ny fotoagna
Ka na ho mafy aza ny ady ,
Izaho hagnano voady
Izaho tsy handao ,
tsy hiala an-kilanao
REFRAIN :
Antsika hiaraka hifaly antsika hiaraka ory
Hiaraka hifampitantagna
tononkira.serasera.org Antsika hiaraka hifaly antsika hiaraka ory
F’izay ilay TENA FITIAVANA
Auteur /Compositeur : Zo Ryan

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zo RyanVangy : 1399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zo Ryan Ofisialy
Daty : 30/03/2022 15:49