Ampidiro aloha ny tenimiafina
Safidiko (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao ka na ho mamy na mangidy efa ianao ilay safidy
Vonona aho ny hitia an-dry mandrakizay ka ho doria Ilay fitia
Tiako ianao ka ho tononkira.serasera.org averiko eto anio ka izao no tadidio
Izaho de ho anjaranao vonona aho ny hitia anao Safidiko ianao
Bridge :
Tsy handao anao mihintsy aho na oviana na oviana
Ny foko mitempo ho anao hatrizay ka na any aoriana
Hitia anao hatrany n'inon'inona hiseho
Na amin'ny mora na amin'ny mafy izaho mbola ho rikpsoh eo
Refrain :
Safidiko ianao, fitiavako ianao
Safidiko ianao,izaho anjaranao,ianao anjarako
Ianao ilay safidiko
Izaho tsy handao anao izany mihintsy na oviana

Hitia anao foana n'inon'inona fotoana ,ianao ilay lvzo safidiko

Hitia anao pbfml foana n'inon'inona fotoana,ianao ilay safidiko
Auteur/compositeur/arrangeur : Zo Ryan

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zo RyanVisites : 3169
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Zo_Ryan_Page_Musique
Date : 08/04/2018 13:17