IANAO NO ANJELIKO (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mihiratra ny masoko io isanandro
Dia toa ianao ihany no tiany ho hita eo
Tsaroako xemg toa banga ny tontoloko
Rehefa ianao no tsy eo anilako eo
N’aiza n’aiza misy ahy na inona fotoana
Ny saiko toa lasa any aminao any foana
REFRAIN:
Tia anao loatra aho mahatonga an’izany
Ka mila anao foana aho ho eo isan’andro
Ianao no tiako hitoetra anilako eo foana
Hoanjelin’ny tokan-trano
Ndraindray toa tsy misy mety ny ataoko rehetra
Tsy ahavitako n’inon’inona ny embona anao
Satria ilako anao ny fiainako manontolo
Ka feno sento aho raha lavitra anao
N’aiza n’aiza misy bozhfh ahy na inona tononkira.serasera.org fotoana
Ny saiko toa lasa any aminao any foana
REFRAIN:
Tia anao kdcqrz loatra aho mahatonga an’izany
Ka mila anao foana aho ho eo isan’andro
Ianao no tiako hitoetra anilako eo foana
Hoanjelin’ny tokan-trano
Tonony sy feony: Zo RYAN
Niarahany nihira ta@ MELKY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zo RyanVisites : 2397
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Zo_Ryan_Page_Musique
Date : 15/06/2020 18:59