Matokia (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Ho anao 'zay mitanondrika amin'izao fiainana izao
Tsy mahita fiadanana fa fahoriana hatrany
'Zao lazaiko anao, fa ny Tompo tsy mandao
Na dia maro reo olanao Izy dia eo hatrany
Zao no hambarako uiqfyb aminao fa Ianao dia zanany
Tsy foiny na dia sedrainy.
Ho mpandresy ianao fa matokia,
gnpwvhkd Tsy ho resy ianao malalany
Izao no ataovy an-doha fa Mpamonjy Ray Tsitoha
cbjr No mitaiza anao ka matokia.
Tsarovy fa ny tononkira.serasera.org Tompo dia nitomany,
Nisedra ireo fahoriana teto an-tany
Nandalo anefa izany, 'zay lay fiainana lazaiko
Fiainana mandalo ny eto an-tany.
Matokia Izy tsy mandao
Matokia f'Izy tia anao
Matokia Izy tsy mandao
Matokia f'Izy tia anao.
Izao no ataovy an-doha fa Mpamonjy Ray Tsitoha
No mitaiza anao ka matokia.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Visites : 450
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:16