Hody aho (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Nandao Anao aho Ray ô! Nanara-tsitrapo ny filàn-drehetra,
Nitady fiadanana hafa aho ankoatry ny ao Aminao Ray ô!
Nanao 'zay adalana maro aho, nanao ireo 'zay tsy Sitrakao,
Nandoto ny Anaranao, namiravira ny Hasinao.
              Indrisy anefa fa tsy naharitra izany
              klxddo Fiadanana mandalo ihany, tsy tononkira.serasera.org nisy akory izay nahasoa
              Hetraketraka avokoa 'reo 'zay noheveriko fa nambabo epqu ny fo.
Reraka aho tsy hitako izay aleha,
Vizana aho miodinkodina mitady 'lay fiadanana teo
Hay nandalo fotsiny nanao izay nisarako taminao.
              Menatra aho Ray ankehitriny raha hilaza hoe "Te hody aho"
              Menatra aho Ray satria efa nandao (Lay Fiadananao)
              Menatra aho Ray ankehitriny raha hilaza hoe "Te hody aho"
         rzfey      Menatra aho Ray satria efa nandao.
Raiso aho Ray, (Ray), Raiso aho Ray fa te hody aho
Hody aho, hody ao Aminao, Tompo ô!
Raiso aho Ray, (Ray), Raiso aho Ray fa te hody aho
Hody aho, hody ao Aminao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)
Visites : 412
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:21
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104