Indray andro any ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niondrika ianao tsy nahajery ahy
nilaozan’olo-tiana ka mangahiahy
ilay tavanao kotsan-dranomaso
manantona aty tononkira.serasera.org avia etsy hofafako (2fois)
Ireo tambitambinao ireo safosafonao
nataonao tamin’ny fo tam-pitiavana avokoa
ka tsy hanenenanao bngzjtiu satria tsara ireo natao
indray andro any izy indray no hitomany anao
Ilay fonao mbola tia tsy zrevipe haiko atao ahoana
saino koa fa mandeha ihany ny fotoana
izy anie efa lasa tamana any an-kafa tsy aleo ve manorim-piainana qpoirc vaovao( 3fois)

--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 13:42)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture