Indray andro any ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niondrika ianao tsy nahajery ahy
nilaozan’olo-tiana ka mangahiahy
ilay tavanao kotsan-dranomaso
manantona aty avia jxppy etsy hofafako (2fois)

Ireo tambitambinao ireo safosafonao
nataonao tamin’ny fo tam-pitiavana avokoa
ka tsy hanenenanao satria tsara ireo natao
indray andro any izy jpuswkr indray no hitomany anao

Ilay fonao mbola ibov tia tsy haiko atao ahoana
saino koa fa mandeha ihany tononkira.serasera.org ny fotoana
izy anie efa lasa tamana any an-kafa tsy aleo ve manorim-piainana vaovao( 3fois)

--------
Link:
Comments
goodnssgirl ( 01/07/2017 13:42)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : 'Zay
Hits : 23885
Likes : 0 Like
Created by : endrehina
Date : 02/06/2007 10:54
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0793