MAHASAMBATRA FANAHY (zanny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
   Mahasambatra fanahy
Ny manana olon-tiana
Indrindra izy raha miahy
Ny akany na dia fihafihana
Izy no afaka hitahiry
Ireo tsiambaratelon’ny xhbenlc fiainana
Sy ho mpanala ngirifiry
Andry sy fitarainana

Raha sendra ady mahamay
Hanampy izy hankahery
Raha tojo fifaliana sqxjlch indray
Mahazo mino ianao
Fa tsy ho irery

Mahasambatra fanahy
Ny hitokian’olon-tiana
Raha taratara aza indraindray
Tsy tononkira.serasera.org ho sendran’ireo fanontaniana

Satria mifampatoky
Filaminana manjaka
Fitia tsisy soloky
Tokantrano oqfc miorim-paka


Mahasambatra fanahy ….




PAROLE & MUSIQUE ZANNY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : zanny
Visites : 3515
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 05/03/2007 12:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3634