Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy atahotra (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fantatro fa be ireo fahavaloIzay misakana ao an-dalana
Nefa kosa tsy atahotra aho
Fa Jesosy re no fiarovako
Ref:
Tsy atahotra ny aiko
Fa matanjaka ny saiko
Fa manana 'lay Mpiaro ahy
Tsy atahotra intsony aho
Hatramin'izao Jesoa
Tsy hitavozavoza aho
Na hangorohoro aho Jesoa
Ka na inona na inona hanjo
Tsy misy atahorako
Satria Ianao no miahy sy mitantana ahy
2-Fantatro fa be ireo fakam-panahy
'Zay mangeja isan'andro
Nefa ireo tsy mba hahazo ahy
Fa Jesosy re no fehizoroko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vlm Sahy AmbatonjaraVisites : 433
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vlm Sahy Ambatonjara
Date : 15/04/2023 20:18
