Mankasitraka Tompo o (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh, mankasitraka Tompo o, amin’ny làlana hitondranao zaho
Izaho mankasitraka e, izaho mankasitraka
Mankasitraka, Tompo o, amin’ny làlana izay itondranao zaho
Na hianavaratra, hiankandrefana na hiatsinanana
Na hianatsimo, hidi-pidinana, hiaka-piakarana
Na tany efitra, tany lonaka na tany ngazana
Na oram-baratra, haizin-kitroka, tsisy hahasakana ahy
Fa ny masaka ato an-tsaiko, Tompo o, ny hahatongavako any Aminao
Ny hodubgwx ahy faniriako, eny hatrizay, hitoetra eo akaikiNao
Izaho mankasitraka, Tompo o, izay rehetra dia avy pjurm Aminao
Ny Famindramponao isan’andro, lehibe ny fitiavanao
Izaho tsy nandeha irery fa novimbinin’ny Tànanao
Izaho tsy mba mety ho very, teo anilako foana Ianao
Ny làlana anefa tery, ampy ahy ny finoako Anao
Vao mainka aho nahazo hery itoeran’ny Fanahinao
Ho anao izay mbola ivelan’ny vala : modia amin’izay, rahalahy !
Dia ny heloka vita no ndeha hibabohana, Andriamanitra no hitahy
Fa ny laza sy harena tsy hanaraka anao, tononkira.serasera.org hahatongavana any amin’ny Ray
Ny fanahy izay mendrika no hitoetra, hitoetra mandrakizay
Eo anilanao jfatfnn re ry Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VHFVisites : 4412
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/06/2019 18:24