Mpandalo (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsiky kely iray namelana tsindraindray
Tara-masoandro saro-kenatra
Tara-masoandro sendra faly hery ka nandalo
Sady miafina no mitselika
Topy maso angalangalarina
Kanefa mikombona eritreritra
Eritreritra miaritra ny hivady
Fa hoe tena finaritra.
(1)Ref: Mpandalo
Nandalo sy niserana, mpandalo vppsrimg hafahafa
Nandalo sy niserana, nandalo tsy nilaza
Tsy nilaza izay voakasa, nandalo tsy anki-tafa
Ts’ankivolaña hafahafa.
(2)Ref: Nandalo [ mwitagrp mpandalo 2X ]
Mpandalo hafahafa [ mpandalo 2x ]
Nandalo [ mpandalo 2X ]
oihxu Mpandalo hafahafa [ mpandalo 2X ]
Nandalo [ mpandalo 2X ]
tononkira.serasera.org NItsiky tsy anki-tafa.

--------
Lien: