Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rapagnarakandro (Tsivahiny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh ! Rapagnarakandro o!...
Ia kay ro namanao mitoetsa eh!
Ny aombe ambenanao any avy am-boly an!..
Agnao andreagna, miorika ny rano
Adala ve ro miady ny anjaran’olo
Eh ! Rapagnarakandro o!..
Ia kay ro namanao ukjmfnq mifioka,
Tsa misy, fa ny kitily sy ny siriotsa
Ateto, ro mandrimandry,magnara-maso
Mitsinjotsinjo an’ny valagnary anaty bararata
xjtyl Lanin’ny aombe aby ny kajaha sy ny tsaramaso
I Lihi-maitso aza moa tsa hita fa tononkira.serasera.org any nkmfwmq anaty akata
Manaino kay Raparakandro
(Miandry an’ny Sadamena ho aho e !)
Ny andro atoy efa atoandro
Fairo ny aombe, hisotro rano
Fa io tsa mba ampianarin-drano
Eh ! Rapagnarakandro an’i Sadamena

--------
Lien: