Hafa toa hafa (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko mihira mifaly
Niova ny fiainako omaly
Fa Jesosy mitondra aina vaovao
Fifalian'ny fanahiko izao

Ny foko mihira mifaly
Niova ny fiainako omaly
Fa Jesosy mitondra aina vaovao
Fifalian'ny fanahiko izao

Hafa toa hafa rinsk loatra
Miova satria mivoatra
Niala tao an-davaka
Fa efa tononkira.serasera.org olon'afaka
Tsy voafatotry ny adalana
na koa ny fahotana
Nomena fahamasinana
Miaina amin'ny fahamarinana

Ny foko mihira mifaly
Niova ny fiainako omaly
Fa Jesosy mitondra aina lpobkx vaovao
Fifalian'ny fanahiko izao

Ny foko mihira mifaly
Niova ny fiainako omaly
Fa Jesosy mitondra aina vaovao
Fifalian'ny fanahiko izao

Hafa toa hafa mihitsy
Miova mitsikitsiky
Ny endriko dia mirana
Toa tsisy manahirana
Ilay Tompoko no miady
Izy no manampy ahy
Mampionona tokoa tokoa
Miala ny famohizam-po

Ny foko mihira mifaly
Niova ny fiainako omaly
Fa Jesosy mitondra aina vaovao
Fifalian'ny fanahiko izao

Ny foko tznmraxo mihira mifaly
Niova ny fiainako omaly
Fa Jesosy mitondra aina vaovao
Fifalian'ny fanahiko izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593