Ianao foana no hiraiko (Toky Fitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasambarana mamy
Fiadanana hatrany
Ny manompo anao manome hafaliana
Tsy mety lany

Mampisava alahelo
Mandrava tomany
Hifikitra mafy aho ry tompo ovtgzd malala
Tsy hisalasala fa

Ny fihevitrao tsy haiko
Tsy takatry ny saiko
Ka na hiala aza ny aiko
Ianao foana no hiraiko
Fitantananao tsy tononkira.serasera.org haiko
Tsy takatry ny saiko
Ka na hiala aza ny aiko ianao ianao
Ianao foana no hiraiko

Ianao mahalala
Fiheverana tsara
Tsy hitondra loza fa hitondra fiadanana mandrakizay

Porofoiko ato am poko fa ianao no tompoiko e
Na mfmjtlum ankahalaina sy latsalatsaina slxetcul
Aza aho tsy hangaina fa

Ref:....

Ka na aiza na aiza hitondranao ahy
Izaho hatoky anao tsy mba hiahiahy fa....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Toky Fitia
Visites : 12580
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsiaronitia
Date : 13/11/2017 07:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.071