Ambany elany (Toky Fitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
manopy ny masoko aho
an-tendrombohitra
avy aiza ny htxfxfy famonjena ahy?
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah
lay mpanao ny lanitra sy tany

Fa indro tsy matory na rendrehana
ny mpiaro ahy, fa miandry ahy
dia Izy no fialofako raha tojo ady aho
mampandresy ahy
ambany elany no andrakofany ahy

Raha Izy no mijoro eo anilanao
raha Izy no mijery zay ahkl alehanao
dia tsy torjq mba misy ahiahy
fa mandry fehizay ny fo sy fanahy
Jesosy no mandeha mitarika
Ny olana sedraina dia tsy mampanahy
fa ravany hatrany ,tsy misy toa izany
ianao no andrasany e
Ny famonjena tononkira.serasera.org ahy dia avy amin'i Jehovah
lay mpanao ny lanitra sy tany

Fa indro tsy matory na rendrehana
ny mpiaro ahy, fa miandry ahy
dia Izy no fialofako raha tojo ady aho
mampandresy ahy
ambany elany no andrakofany ahy

Toky Fitia 2023
A/C : Toky Fitia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Toky Fitia
Visites : 1300
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsiaronitia
Date : 12/03/2023 13:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1934