Teny tokana (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany ho any ianao, hadino ’zao fiainana izao
Hadinonao ’lay teninao hoe "hifampitantana" n’aiza aleha
N’aiza n’aiza hisy ahy dia ho eo ianao, eto amin’izao tontolo izao
Tany ho any ianao, nangidy ’zao fiainana izao
Ianao tsy nanambara mialoha, ka nitomany anao tao am-po
Nivezivezy tononkira.serasera.org very anjara teny aho, te hitampify anilanao
Tonga ny andro ilazako anao
Andro iray vaovao, voatokana ho anao
Ilazako izay tsiambaratelo, alahelo izay nandindona hatrizay
Tamin’iny ’zaho mbola tsy niteny, tamin’iny ’zaho tsy mba sahy namaly (an, an)
Ka noheverinao angamba ireny ho vazivazy, fbnab sanatria
Tamin’iny ’zaho mbola vwgy tsy niteny, miverena ianao fa manirery aho aty
Ts’isy fomba iray mba ilazako fa efa tafaroboka aho
Tany sulezje ho any ianao.....
Tonga ny andro ilazako anao
Sendra rahona aho, zatra anilanao
Nifandimby teo ireo fahoriana, fijaliana nampitanondrika indray
Tamin’iny....
Tany ho any...(2)

--------
Lien: