Diso ve zah! (Tif à Tif)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tolona loatra raha ny fiaina ana-tany
Fa tsy misy iray mahatsiaro anao izany.
Sendra fahoriana na sendra tomany,
Vao mitodika miandrandra ambony any.

Ny fiananay anie tompo ô!
Vola sy harena no manjaka ety
Ny fiainanay anie tompo ô!
Matahotra ny hoavy sy ny ampitso

Diso ve zah!, raha tsy nahatsiaro anao
Diso,nanadino ny anaranao
Dis, raha sendra sahirana ety,nanadino anao ilay Mesia
Diso ve zah!, raha tsy nahatsiaro anao
Diso,manadino ny fihavianao
Diso,manaiky eram-po eran-tsaina
Fa hay ianao no nahatoy izao ahy

Mamelaha ahy ianao tompo ô!
Hay moa ianao ilay nahatoy izao ahy.
Avelao anie aho tompo ô!
Hialoka ambany elatrao

Toa lasa fahazarana indraindray ny miantso ny anaranao ray
Tsisy mahatsiaro ireo izay nataona fa anao daholo izao tontolo izao


Diso ve zah!, raha tsy nahatsiaro anao
Diso,nanadino ny anaranao
Dis, raha sendra sahirana ety,nanadino anao ilay Mesia
Diso ve zah!, raha tsy nahatsiaro anao
Diso,manadino ny fihavianao
Diso,manaiky eram-po eran-tsaina
Fa hay ianao no nahatoy izao ahy


Ny fiananay anie tompo ô!
Vola sy harena no manjaka ety
Ny fiainanay anie tompo ô!
Matahotra ny hoavy sy ny ampitso


Diso ve zah!, raha tsy nahatsiaro anao
Diso,nanadino ny anaranao
Dis, raha sendra sahirana ety,nanadino anao ilay Mesia
Diso ve zah!, raha tsy nahatsiaro anao
Diso,manadino ny fihavianao
Diso,manaiky eram-po eran-tsaina
Fa hay ianao no nahatoy izao ahy

Mamelaha ahy ianao tompo ô!
Hay moa ianao ilay nahatoy izao ahy.
Avelao anie aho tompo ô!
Hialoka ambany elatrao


Diso ve zah!, raha tsy nahatsiaro anao
Diso,nanadino ny anaranao
Dis, raha sendra sahirana ety,nanadino anao ilay Mesia
Diso ve zah!, raha tsy nahatsiaro anao
Diso,manadino ny fihavianao
Diso,manaiky eram-po eran-tsaina
Fa hay ianao no nahatoy izao ahy
Hay ianao no nahatoy izao ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tif à Tif
Visites : 5359
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lal'aina pisou
Date : 30/07/2015 12:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746