Matokia (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Ndeha ianao hotantanako
Ianao 'zay asan'ny tànako
Fa ianao mbola zanako
na dia nahafoy ilay
làlan-tsoa namboariko
Tsy miova tononkira.serasera.org Aho moedc dhaealt sanatria
Mbola hanaiky ny hiara-dia
Inty ny sandriko matokia
fa mbola misy vonjy ka
dia mba raiso fa fitia"
Menatra aho Raiko ô!
Tsy sahy mitaraina
Izay efa vita mantsy toa
Ireo ditra tsy tambo isaina
Nefa dia indro ny hatsaranao
Mamela izay ratsy natao
Mampanantena fiainam-baovao
Aina tsy mety lao...
Nefa dia indro ny hatsaranao
Mamela izay ratsy natao
Mampanantena fiainam-baovao
Aina tsy mety lao...
Menatra aho Raiko ô!
Tsy sahy mitaraina
Izay efa vita mantsy toa
Ireo ditra tsy ssezs tambo isaina

Nefa dia indro ny hatsaranao
Mamela izay ratsy natao
Mampanantena fiainam-baovao
Aina tsy mety lao...
Nefa dia indro ny hatsaranao
Mamela izay ratsy natao
Mampanantena fiainam-baovao
Aina tsy mety lao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Miantefa
Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Namana tsy mahafoy
Date : 26/09/2026 22:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029