Ilay mazava (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera, laza, Ilay Mazava
No andrasanay ny fahatongavanao ety an-tany
Hanavotra anay mpanota
Izay efa trotraky ny otan’ny npzf fiainanay ety
Arahaba r’ilay Mpanjakan’ny mpanjaka
Izay nanetry tena ka uundovhx nonina niaraka taminay tety
Nefa zanaky ny avo indrindra
Fitiavana no nahatonga izany
Ireo olo-mavomavo dia Josefa sy Maria
Tranon’omby sy ny fako no nandray anao tety
Nefa izany ry Tompo indraindray toa hadinoiko
Fa fety sy korana no ataonay eh
Nefa raha tsy ao am-poko Ianao no ampandrosoako
Dia zava-poana ny fifalianay
Mpiandry ondry ireo kamboty
Tsisy mpiahy any an-tsaha maizina
No nitondranao ny hafatra tsara indrindra
Ka dia nahita sy nandray ilay Mazava lehibe

Fa fety gmneigbu sy korana no ataonay eh
Nefa tononkira.serasera.org raha tsy ao am-poko Ianao no ampandrosoako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 924
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 16:24