Ekeo ny sitrapony (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha izay nokasaina hatrizay sy izay qgepo rehetra vita izay,
no aposaka sy ho tantaraina dia mety ho kivy ianao.
Mety hiverin-dalana tsy hanohy ka tsy hahatratra ilay qfntymw
tanjona dia ny eo anilan'ilay Ray.

Misy tojom-pahoriana ka tonga dia mamoy fo,
tsy mahalala fa ny fiainana efa nalamin'ny Tsitoha.
Fa fitsapana mba hanefena ho mafy orina,
ka hijoro hatoky Azy any aoriana any.

Isan'andininy:
Tsarovy tononkira.serasera.org fa izay miseho eo amin'ny fiainanao,
dia lalana efa nomanin'i Jesosy ireny.
Ekeo ny sitrapony, ny voninahiny
dia ho hitanao ny fiainana rehefa ao aminy.

2- Ankino tanteraka aminy izao fiainanao izao
fa Izy Irery no hampandresy ary hahatafita anao.
Hazakazaka ny fiainana uumgfow ka inona indray no andrasana,
Jesosy miantso anao.

Hianao malahelo io anie dia tsarovy tsara fa voasoratra
Ka tadidio ny hevitra hitondrany anao,
Hevitra hitondra fiadanana, sanatria tsy loza.
Ka aza kivy ianao, Jesosy tsy mandao.

Isan'andininy:
Tsarovy fa izay miseho eo amin'ny fiainanao,
dia lalana efa nomanin'i Jesosy ireny.
Ekeo ny sitrapony, ny voninahiny
dia ho hitanao ny fiainana rehefa ao aminy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora Masina Itaosy
Visites : 4609
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Herizo15
Date : 22/05/2020 08:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318