Mifalia ry zatovo (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mifalia ry zatovo(2)
   Dieny tanora ianao e!(2)

ref: Aoka e! aoka anefa ho fantatrao e!
       izhtdhu Hoentin’Andriamanitra ho tsaraina (iana e!)
       Eny hivaly aminao ny atanao (ao e!)
       vfcfedk Izay nafafinao no jinjaina (jinjainao e!)

2-Rendrarendra tsy vita (tsy ho vita)
   Hadalana tsy ho ritra tononkira.serasera.org (tsy ho ritra)
   Ny ditra tsy ho lany (tsy ho lany)
   Ny filàna toy izany (toy izany)

3-Fandalovana ihany (ihany)
   Ny fiainana eto an-tany (eto an-tany)
  Tsy aleonao ve manompo (ve manompo)
  Any Jesoa  Tompo (Jesoa friw Tompo)
      

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416