ANAO NY SAFIDY (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha misy alahelo izay tojo anao
   Ahiahy sy ranomaso no iainanao
   Be dia be ny adin-tsaina efa mila handrerak’aina
   Izay rehetra atao zary rava tononkira.serasera.org maina
   Izahay anefa milaza aminao
   Ts’inonts’inona tokoa raha izao isika izao
   Izao rehetra znihajg izao handao tsy mba misy tsy ho kyjlh laho
   Very maina ny asanao

REF:Raha sendra majombona ianao androany
       Ka ho mila hisento kivy sy mitomany
       Tsarovy fa Jesoa mahita anao
lskrozzn       Ka hamonjy anao amin’ny olanao

2-Raha ny fahaizanao no iankinanao
   Ka ho hitanao daholo izao rehetra izao
   Mba fantaro dieny izao aiza no alehanao
   Raha alaina anio ny fanahinao
   Fa ny hasambara misy eto an-tany
   Fifaliana mora very ary koa mora lany
   Raha mifaly ianao amin’izao tontolo izao
   Adin-tsaina no miandry anao

REF:Jesosy nanolotra ny ainy ho anao
        Hanome fifaliana amin’ny fiainanao
        Raha ho faty ianao Izy hitsenanao
        Raha vonona ianao ao an-danitra ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2732