Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miandry anao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Ho anao variana sy sondriana ery
Variana mankamamy ny eto an-tany tsy aharitra iqgwc ho doria
Tsarovy fa Jesosy tia tsy mba hamela anao ho very
Antony izy dieny izao anio izao
Ref:
Miandry anao Izy izao
Tsy mba sasatra ny miantso anao
Miandry anao hiverina ilay Tomponao
Faingana ianao aza variana
2.
Ho antsika efa nanolo tena koa
Hazomy mafy ilay jceuto anjara ho anao izay natoloNy
Ka tanteraho ary zarao ireo hafatra izay nataoNy
F'izany no tena mahafaly Azy izao
Ny fitiavana no tena didiny
Mba ahafantarana f'iray tokoa wxeji ireo miombona aminy
Ka 'ndeha re mba hifankatia sy tononkira.serasera.org hifampivavaka hatrany
Ety an-tany ka hitohy an-danitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVisites : 440
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 23/05/2025 08:55