MAHERY NY FITIA (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fanahiniana, ny resin’ny tiana
Fa mahery ny fitia
Ianao mpanakiana, manjary mangina
Fa mahery ny fitia
Ref : jcevzur Ny tena mahazendana indrindra
Ianao mpiriaria tsy nifindra
Tamana tokoa ve ?
wjprd Fiovana lehibe !
Oh mahery ny fitia
Tsy tarehy sy bika, no niarahantsika
Fa mahery ny fitia tononkira.serasera.org
Tsy fatoram-boady
Na gadram-pivady
Fa mahery ny fitia
Ref: Tsy dia hifampibanjina tsy miato
Fa roa mampiara-dia, te-hilanto
Hamafa ny lasa, hiara-mikasa
Fa jnlpnzrw mahery ny fitia
Fa mahery ny fitia
Ianao mpanakiana, manjary mangina
Fa mahery ny fitia
Ref : jcevzur Ny tena mahazendana indrindra
Ianao mpiriaria tsy nifindra
Tamana tokoa ve ?
wjprd Fiovana lehibe !
Oh mahery ny fitia
Tsy tarehy sy bika, no niarahantsika
Fa mahery ny fitia tononkira.serasera.org
Tsy fatoram-boady
Na gadram-pivady
Fa mahery ny fitia
Ref: Tsy dia hifampibanjina tsy miato
Fa roa mampiara-dia, te-hilanto
Hamafa ny lasa, hiara-mikasa
Fa jnlpnzrw mahery ny fitia
--------
Lien:
