Hafa mihitsy (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa ianao no miantso ahy
Rehefa ianao no mitsena ahy
Misy fitsiky iray tena hafa mihitsy

Tsy mba tononkira.serasera.org zaraiko an'olonkafa
Afatsy antsika sy anao ihany
Mbola tqhj hafa, tena mbola hafa
Raha ny antsika roa

Refrain :
Tsy kisendrasendra
Tsy tantara herinandro
F'efa ela isika utpcjg nifankahalala
Vao nifankatia
Efa hainao za sy zay ziaemsoy momba ana
Efa haiko koa ianao sy zay fombafombanao
Zany rehetra izany
Vao maika nahamafy antsika
Ka raha sendra olana aza
Dia hitsiki-tsika
Tsy atao handrava ilay fitiavantsika

Soa'Niaina
Hira voaharo, tsy azo adika
Zon'ny mpamorona feno
Droit d'auteur

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Soa'Niaina
Hits : 18
Likes : 1 Like
Created by : ZahSoaniaina
Date : 18/10/2026 13:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1935