Lala-tokana (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1"moa ve MBA fantatraoNy fiainantsika ety,
Dia mandalo sy miserana ary tsy azo hianteherana
Fiv:::ho avy izy mba hitsara
Ny tsara sy ny ratsyyy
Koa faingana re sao tara
Ary manomana vatsy
2""amin'ny ora tsy ampoizina
No hihavian'ilay mesia
Miambena mivavaha o o
Aza mba mitsahatra
Fiv::
3""mahereza ianareo
Izay no afatry ny tompo
Dia veloma mandrapihaona
Fa isika mboa hihaona
La la la la la
La la lala
A/c:nambinina bob
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifagaVisites : 144
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 02/08/2025 21:36
