Alofy aho (SHIYR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alofy aho
Ambany elatrao

Ny tananao mahery mandrakotra ahy

Na rano manonja
Tafio-drivotra
Tsy hatahotra aho
Miaraka Aminao
Ry Raiko Mpanjaka
Ny zava-drehetra
Hijoro tsara aho
Manana Anao

Fiadanam-po
Nomen'i Jeso ahy

Fantatro ny Heriny, ka hahatoky aho

Na rano manonja
Tafio-drivotra
Tsy hatahotra aho
Miaraka Aminao
Ry Raiko Mpanjaka
Ny zava-drehetra
Hijoro tsara aho
Manana Anao
--------
Lien:
Commentaires
hery ( 20/03/2025 11:19)
Salama
Aza atao MAJUSCULE ny lohateny raha mety azafady.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SHIYR
Visites : 70
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SHIYR
Date : 20/03/2025 09:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2012