Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fantatrao (Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tvktpef FANTATRAO
Fantatray fa tsy mba sitrakao
Fa ninianay natao
Fantatray fa tsy mahamendrika
Nefa tena nataonay
Fantatray fa tsy mahafaly Anao
Ny rendrarendran'izao tontolo izao
Eny, fantatray fa fantatrao Ray
Ny iboc henatra tononkira.serasera.org anatinay (noho ireo) fahotana mnld izay
Natao, anatrehanao, imasonao
?? A/C : Anja
JIZRAHIA
Fantatray fa tsy mba sitrakao
Fa ninianay natao
Fantatray fa tsy mahamendrika
Nefa tena nataonay
Fantatray fa tsy mahafaly Anao
Ny rendrarendran'izao tontolo izao
Eny, fantatray fa fantatrao Ray
Ny iboc henatra tononkira.serasera.org anatinay (noho ireo) fahotana mnld izay
Natao, anatrehanao, imasonao
?? A/C : Anja
JIZRAHIA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka FitiavanaVisites : 304
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Thii
Date : 01/09/2025 19:22
