Nanary voady (Sanih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PAROLE NANARY VOADYIha nanapak'evitra sôlô
Débardeur niova pôlô
Anao nampagnantena anahy la vie feno fitia
Real love efa nomeko anao
Olo aby efa no-bloqué-ko
Zah nandany fotoa ni-sacre fa tsy hitanao
Ka mba asia sakana e! Laha mbo te hiresaka e!
Sarotra ny hanadino raha jiaby niarahana ee!
Iaho ka mamôrcé
Amin'ny lalanao e!
Fa zah ka haligno fa tsy ary nanao ratsy anao e!
Mba niezaka ihany aho arô namalifaly
Aza hadino fa nisy mamy ihany taminahy.
Ref : Tena nanary voady izy e!
Nanary voady izy e!
Fa hoe raha mbola tany koa ny tany, izy tsy hiala, izy tsy hiala
Tena nanary voady izy e!
Nanary voady izy e.
Fa de niala maina aho
Ranomaso no fafaina
Zaho tsy hagnadino fa tsy maintsy manaiky e!
Na resy agnaty fo fa mafy agnaty loha
Asa ina ro hanjoa lehe hijery ny saritsika roa
Fontsika efa nikambana nozarainao roa
Ka mba asia sakana e!
Laha mbo te hiresaka e!
Sarotra ny hanadino raha jiaby niarahana e!
Iaho ka mamôrcé
Amin'ny lalanao e!
Fa zah ka halino fa tsy ary nanao ratsy anao e!
Mba niezaka ihany aho arô namalifaly
Aza hadino fa nisy mamy ihany taminahy.
Ref : Tena nanary voady izy e!
Nanary voady izy e!
Fa hoe raha mbola tany koa ny tany, izy tsy hiala, izy tsy hiala
Tena nanary voady izy e!
Nanary voady izy e.
Fa de niala maina aho
Ranomaso no fafaina
--------
Lien: