Mpindrana (Sanih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia marary tsy anomezako tsiny
Sa ve 'zah no adala na efa nahalala,
Tsy haiko hoe jamba loatra aho
Mpindrana ihany moa tsy maintsy hoe ezaqmqzo manaiky aho
Tsy te hiala anao aho
Hay moa ny antsika kilalao
Fa mankasitraka foana aho
Nampianatra ahy gkjm hizatra aretim-po
Fa 'zah koa mbola tsy nanao ratsy anao
Tsy hitalaho fa hitso-drano anareo roa
Aza mahatsiaro na dia kely akory ary
Ianao mahalala hoe izao no mahasoa anao
Rehefa eny andalana aza miherikerika intsony
Ny lalanao zory
Ref : Na dia nindrana aza aho
Na tsy tompony aza aho
Tsy nanararaotra aho fa nitia anao madio
clbszwo Nisafidy azy ianao
Aza anenenana akory
tononkira.serasera.org Fa hanampy anao aho hanadino ahy
Aza manahy fa 'zah tsy hanimba ny fahasambaranao
Na dia nanantena tsisy aho, tsy ataoko olana mihintsy
Ianao manan-tsafidy
Fa namana ihany no niandohana
Dia izany koa ve no mbola hiafaràna
Sarotra ny hamerina izany.

--------
Lien: