Covid (Sanih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa saiky nandeha ila aho, fiainako efa malok'ilaNofenoinao "i love you"
Tiako na namparary anah
Nagnano test fa tsy niôva
Mbola anao fôgna ny anaty rà
Aretina mampihôgahôga
Nefa sarobidy kara diamant
(2x) PR : Zaho ankilanao à l'aise ah! à l'aise ah! à l'aise
Zaho tsy maintsy quarantaine aminao na atao aller aller
REFR : Anao maladie sady médicament
Problème nefa calmant
Zah cas grave vao nahita anao
Gèle cache bouche tsy nahasakana anah
Covid oh oh!
Anao my Covid oh oh!
Kara Covid oh oh!
Anao my Covid oh
Seposepotsy mahita anao...yahh!
Tsy mahazo aina avao...yahh!
Distance 1metre zao lavitsy
Aleoko avao akaikinao na miaritsy
Mba hainao moa magnakôry raha agnaty foko ao
Anao fôgna le DJ mampidoboka anazy ao
Fagnafodin'ny foko aby agnao vo niditsa tagnatiko aty
Tiako avao, positif fa marary anao
Virus miavaka eeeehh!
Tiako zah fôgna contaminé
Tsy afindra amin'ny saramba beeee!
Zaho raiky fôgna no infecté
(2x) PR : .......
REFR : ........
Zah nomaly, nanofy anao ta L'hôpital iiii!
Eh, avia nao mody, fa agnao fôgna ny fanafody
(2x) PR : .......
REFR : ........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SanihVangy : 290
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andriamahandrimanana
Daty : 14/02/2025 12:54
