Cadeau (Sanih)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanih CADEAU

Ny antsika tsy voavidy drala fa efa bôjo ô!
Ny fonao misokatra ho anah tsy mila odiôdiô!
Fitiavako infini
Na boto zaho volagninao mimi
Anaro ô!
Laha misy raha tsy tianao ataoko ô!

oh oh oh
Cadeau-ko anao
Tamin-Jagnahary eh!
Tsy ariako na mafy ny ady eh yeh!

Ref : Foko mpankafy anao
         Super fan mitsy aho
         T@ zah vao nahita anao
          Nahatsiaro fanina mitsy aho
          Zah mba fihino eo an-tratranao
          F'efa tratrinao
          F'efa tratrinao
          Tratrinao(×3)

Haiiii! Haiiiii!
May ny fitiavanao
Eyeyeh!
Anao tatouage, tsy mety miala na fafàna aza
Anao efa nommé oh
Nommé oh oh oh!
Nommé oh!
Ny foko efa bloqué oh, bloqué oh, aminao oh oh oh!!!
Mamamia omeko 'zay tsy hitanao tany
Omeko fahasambara f'aza manontany
Tsy voavidy drala na atakalo tany
Anao andesiko @ paradisa agny eyaa!
Lalantsika roa efa mazava
Anao no nahavita nandrava ny foko oh!
Novakianao ny côcô!

oh oh oh
Cadeau-ko anao
Tamin-Jagnahary eh!
Tsy ariako na mafy ny ady eh yeh!

Ref : Foko mpankafy anao
         Super fan mitsy aho
         T@ zah vao nahita anao
          Nahatsiaro fanina mitsy aho
          Zah mba fihino eo an-tratranao
          F'efa tratrinao
          F'efa tratrinao
          Tratrinao(×3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sanih
Vangy : 1886
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NomenaJR
Daty : 08/07/2024 00:27
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177