Candidat (Sanih)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsory koahy ny tsy ampy anao tany eee! Ajaja!
Fonao hotezaiko soa lie, tsy ataoko maratra
Omeko anao laha tambitamby no manque e!
Tomany zao ampolitsika amin'ny nandatsaky azy e!
   PRE-REFR :  Anao miampy anah
                          Hentenao soa
                          Tsy maintsy tafa fa hitako atoa
REFR : Laha mbô candidat enao lafo aminahy
            Na tsy hisy hifidy enao lany aminahy
            Laha tamin'olon-kafa zaho haiko tsy ho afapô (x2)
Na anao volagniny fa meizu
Hafananao mihintsy manafàna fo
Aza heverina zah kara le talôha
Ka hanao kitoatoa ô!
Raha nitomany tany, aty tsy vôtery hijaly eôh!
Raha tery ny jordan, mbola eo ny adidas eôh!
Zaho tsy hagnano essaie
Zaho tsy mijano laha tsy arrivé eh eh!
Hadinoy ny passé fa zah hi-engagé anaty papier eh eh!
Roky tegna mba tsa foiko agnao
Sambasambany enao hahita olo manaja anao ô
    PRE-REFR ......
    REFR ........
--- Zaho laha miala aminao, tsy hoafa-pô, tsy hoafa-pô (×4)
    PRE-REFR ......
    REFR ........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sanih
Vangy : 515
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Styv0809x
Daty : 22/07/2024 13:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3254