Tiavina (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tezitra be tamin’i maman-dry aho
fa izy angamba efa tena lasa adala re (ou oh oh x2)
Le sariko teo andoha fandrian-dry
nosoloiny gclpraa soratra hoe Arovy aho Tompo
Ireo boky feno taratasy rugu tsiambaratelontsika ireny
Efa nafoiny sy nosoloiny Baiboly be dia be
Sao mantsy ianao variana any an-danitra any
Hanadino ahy eto an-tany
Fa misafidiana aminay roalahy
"Jehovah " sa " Izaho"
F’ireo mivavaka any ambony any ireo re!
Sahirana raha miaina
F’izaho kosa eto an-tany
Tsy ampijaly anao izany aho
Hamalifaly anao hatrany
Ilay tambohom-piangonana fanaovan-tsika rendez-vous taloha (ou oh oh x2)
Efa nasian’ny Pasitera soratra tononkira.serasera.org hoe
Tsy azo ijorojoroana eto ô!
Inderto re ry havako fa nosarihiko singa-biriky anakiroa
Hanaovantsika izany souvenir n’ny lasa tsy mba hangina

Tiavina an! Tiavina gwqx oh!
Tiavina! Zay tianao no toavina

--------
Lien: