Tiavina (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tezitra be tamin’i maman-dry aho
fa izy angamba efa tena lasa adala re (ou oh oh x2)
Le sariko teo andoha fandrian-dry
nosoloiny soratra hoe Arovy aho Tompo
Ireo boky feno taratasy tsiambaratelontsika ireny re
Efa nafoiny sy nosoloiny Baiboly be dia be

Sao mantsy ianao variana any an-danitra any
Hanadino ahy eto an-tany e
Fa misafidiana aminay roalahy
tononkira.serasera.org "Jehovah " sa " Izaho"
F’ireo mivavaka any ambony any ireo re!
Sahirana raha miaina e
F’izaho kosa eto an-tany izaho
Tsy ampijaly anao izany aho
F’izaho kosa eto an-tany izaho
Hamalifaly anao hatrany e
Ilay tambohom-piangonana fanaovan-tsika rendez-vous taloha (ou oh oh x2)
Efa nasian’ny Pasitera soratra hoe
Tsy azo ijorojoroana eto ô!
Inderto re ry havako fa nosarihiko singa-biriky anakiroa re
Hanaovantsika izany souvenir n’ny lasa tsy mba hangina
Sao mantsy ianao variana any an-danitra any
Hanadino ahy eto an-tany e
bqbkb Fa misafidiana aminay roalahy
"Jehovah " sa " Izaho"
F’ireo uijwcd mivavaka any ambony any ireo re!
Sahirana raha hgknyx miaina e
F’izaho kosa eto an-tany izaho
Tsy ampijaly anao izany aho
F’izaho kosa eto an-tany izaho
Hamalifaly anao hatrany e
Tiavina an! Tiavina oh!
Tiavina! Zay tianao no toavina

--------
Link: