FITIA ZISITOARA (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fitiavako anao iny zisitoara
Na mafaitra sy mangidy tsara fatotra tsara hidy
Fa efa zakanao any lasanao zao no be dia be
Ny fitiavako rehetra ny entana sy ny etsetra
Tamin’ny andro voalohany nahalalako anao, tsy nampoiziko zxocd ho toy izao hoe matotra tsara, fa tsy resaka eny amparafara
Tamin’ny andro voalohany nahakoboko andry tsy nampoiziko ho tahaka ity, ianao ilay nikozy hoe “j’ai envie” hay mba nisy dmlarq fitia

Taloha tononkira.serasera.org zaho nitolona, niroule ohatran’ny boule, fa zao zaho manajanao satria efa tsapako izao, fa ty aho na zovy nikozy aminao hoe “nahakobo aho tary”
Aza mino an’izany
Fa ny anao misongadina oaxl hatrany
Fitiavako anao iny e! zisitoara
Ny fo sy ny fanahinao taratara
Ny entana eny aminao tsaratsara e!
(Maty aminao za o!)
Fomba fitsikinao manakara,
Fomba fijerinao mandritsara
Fomba fitafinao vohitsara
(Maty aminao za o!)
Fomba fandihinao tulear!
Basy poletinao sahidomara
Tany fiavianao gasikara e!
(Maty aminao za o!)
Ny fanamasinana azy alitara
Ny fampireveko an’azy farafara
Ny lambam-pandrina ataovy maramara e!

--------
Lien: