Fasana (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira, kalokalo vaovao
No atolotro ho anareo androany
Ry akama tsy foy !
Vazovazo hirahira ho atao sovenira...

Raha iny aho no lasa, dia lasa tsy hiverina intsony,
Hitoetra eny andanitra erony e,
Ny vazoko sisa
No mba vqih aleo hitanisa.

Ny zava-drehetra
Tsy misy mitoetra,
Miserana ihany,
Izany no fiainana antany e,
Izay sisa tsy lanin'ny vcvjklbp biby dia haolo,
Ho bobongolo daholo daholo, daholo

Asivo gitara uhjv eo andohan'ny fasako
Hiandrasako anao,
Hanalako hamohamo ô,
Ka aza akama mandalo
Fa avia mivily hikalo

Raha izao aho no lasa dia asio mpaka-sary,
Manaova izay mety dia bal sy hirahira
Aza arahina sento tomany aho

Fa ny fiainana asivo siramamy,
Na ny vatomamy, na ny mofo mamy,
Ny revitsika tohizo hatrany
Na ny parady na ny Dzamanjary !
Aza misy arianao ´zany ´reo,
Aza misy tononkira.serasera.org adinonao mihintsy ireo.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Samoela
Visites : 3756
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Direct
Date : 13/04/2016 15:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039