Bandy akama (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny eh !
Reo nilaza an’zao
Dia nino tokoa ianao
Eny eh
De ‘ze te hanazava
De nankany aminao
Eny eh !
Vavolombelona jiaby
‘reo nilaza nahita
Eny eh!
De hoe za hono tsy hendry
De hoe za ‘no maditra
Eny eh!
Za aloha no voakina
De ana ny tomany
Eny eh!
Ianao aloha no tsy faly
De hoe diso aho zany

Manaiky aho anio, mifona am’fo
Tsy hamerin’intsony ary tsy hanao fanindroany aho
Nefa anie ry malala tsy ‘zaho rery no adala eh
Fa matoa za no mianjera dia ianao no malama

Diso aho androany fa mety ianao no rahampitso
De ho kobonao tsara ny fande’ny tantara
Tsy hifanditra aminao aho nefa saino ihany koa
Fa matoa izao no manjo mba misy kely anao koa


Manaiky aho anio, mifona am’fo
Tsy hamerin’intsony ary tsy hanao fanindroany aho
Nefa anie ry malala tsy ‘zaho rery no adala eh
Fa matoa za no mianjera dia ianao no malama

Diso aho androany fa mety ianao no rahampitso
De ho kobonao tsara ny fande’ny tantara
Tsy hifanditra aminao aho nefa saino ihany koa
Fa matoa izao no manjo mba misy kely anao koa!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Samoela
Visites : 6279
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : johan
Date : 07/09/2005 12:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0743