Fiainan-tsambatra (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hainao! Hainao! Hainao fa
Ny fanahy anie dia tsy maintsy ho tsaraina
Ka hevero izay tokony hatao
Ireo akaiky anao sy ireo hafa ilazao fa
Na ho haingana na ho ela
Dia tokony hieritreritra izay hiafaranao
Ny tsara dia tokana ihany
Ny mgyo handova lanitra izay tsy misy fiafarana
Ka mba diniho apiujdik izay hiafaranao anio
Mba diniho izay hiafaranao
Ref:
Hiainam-piainan-tsambatra
Fa anilan'Andriamanitra
Foana ny fahoriana sy ny fifaliana
O! Ry Ray 'lay be fitia tolory azy ireo
Ny famindram-ponao sy ny fahasoavanao
K'aza, aza variana amin'ny eto an-tany fa tsy mahasoa anao
Miambena ka mivavaha fa tsy ho fantatrao izay hiavian'ny fotoana
Jesosy Kristy irery ihany, dia 'lay fiandohana ary tononkira.serasera.org koa fiafarana
No efa nanomana toerana tsara izay ho ahy sy ho tsecu anao
Ka mba diniho...
Ref: ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIA FPVM Ankaraobato BetesdaVisites : 1216
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mihkanto
Date : 18/05/2019 04:41