Fiainan-tsambatra (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hainao! dbuezmdj Hainao! Hainao fa
Ny fanahy anie dia tsy maintsy ho tsaraina
Ka hevero izay tokony hatao
Ireo akaiky anao sy ireo hafa ilazao fa
Na ho haingana na ho ela
Dia tokony hieritreritra izay hiafaranao
Ny tsara dia tokana ihany
Ny handova lanitra izay tsy misy fiafarana
Ka mba diniho izay hiafaranao anio
Mba diniho izay hiafaranao
Ref:
Hiainam-piainan-tsambatra
Fa anilan'Andriamanitra
Foana ny fahoriana sy ny fifaliana
O! Ry Ray qhdylz 'lay be fitia tolory azy ireo
Ny famindram-ponao sy ny fahasoavanao
K'aza, aza variana amin'ny eto an-tany fa tsy mahasoa anao
Miambena ka mivavaha fa tsy ho fantatrao izay hiavian'ny fotoana
Jesosy Kristy jppybvzr irery ihany, dia 'lay fiandohana ary koa tononkira.serasera.org fiafarana
No efa nanomana toerana tsara izay ho ahy sy ho anao
Ka mba diniho...
Ref: ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIA FPVM Ankaraobato BetesdaHits : 1133
Likes : 0 Like
Created by : Mihkanto
Date : 18/05/2019 04:41