Nanody (RY SERAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NANODY
niova ianao tsy toy izao mitandrema
tantara sisa ireo efa vita mihevera
ny fitia ve kilalao ka tsy ho hajaina
asanao aleo aho hionon-tsaina
tsofin-drano mba ho lppni tojo zay irina
izaho koa hiova lasy rehefa tsy tiana e
mbola misy ireo manantena miandry anjara
ianao tsy hiova k'aleo ho rava samia ho tsara
aiza ireo voady nataonao xzmjawc hatrizay
ref toky toa nomena nefa nalaina indray
hay fitaka ihany na sangisangy koa
nanao izay ahazoana kanjo tsy raiki-po
sao any aoriana ho tonga ianao hifona indray
fa nanody izay natao ampy izay
izaho aty voakolokolo sy efa tsara
any an-kafa indray mamafy fa efa tara
sao ianao manantena fa hoe tsy hisy
ilay anjara zay tena tsara ho an'izay resy
sanatria raha izay fitia tsy najaina
no ataoko indray hanadinoina ilay nolalaina
teo aho nataonao toy ny akanjo rovitra
ref natsipy fa jckrlyq malo totonta sy rotika
tononkira.serasera.org izao tadiavina indray satria toa mangovitra
tsy misy ny hatafy fa lo ny eny an-koditrao
RY SERAH

--------
Lien: