Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manàna Finoana (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay trotraky ny ady
Tsy nahita fandresena
Ianao ilay sasatra nitady
Nefa tsy mba nomena
Ianao tanora lasa saina
Na ny lahy na koa ny vavy
Fa tsisy an’iza ho antenaina
Maizin-kitroka ny ho avy
Ianao mahatsiaro farahidiny
Fa nanao izay zava-tsy finidy
Ianao ilay toa fo te hitraotra
Nefa tsy afaka qdypjzck manoatra
Manàna finoana, tanjonao banjino
dlsmojkj Manàna finoana, marina fihino
Na inon-kidona, mijoroa hatrany
F’izay tononkira.serasera.org manampinoana, handresy ny hiafarany
Ianao ilay tsy mino intsony
Mbola mihodina ny tany
Ianao tsy mino fa ny ambony
Mety hifototra ho ambany
Ianao milaza ho tsy mahita
Izay mety hahavonjy antsika
Fa resak’eh sy fikafika
Fahagagana politika
hcoapj Ianao ilay mila hamoy fo
Fa reraky ny nanao soa
Fa toa ny ratsy hatrany hatrany
No misondrotra eto antany
Manàna finoana, tanjonao banjino
Manàna finoana, marina fihino
Na inon-kidona, mijoroa hatrany
F’izay manampinoana, handresy ny hiafarany
Tsy nahita fandresena
Ianao ilay sasatra nitady
Nefa tsy mba nomena
Ianao tanora lasa saina
Na ny lahy na koa ny vavy
Fa tsisy an’iza ho antenaina
Maizin-kitroka ny ho avy
Ianao mahatsiaro farahidiny
Fa nanao izay zava-tsy finidy
Ianao ilay toa fo te hitraotra
Nefa tsy afaka qdypjzck manoatra
Manàna finoana, tanjonao banjino
dlsmojkj Manàna finoana, marina fihino
Na inon-kidona, mijoroa hatrany
F’izay tononkira.serasera.org manampinoana, handresy ny hiafarany
Ianao ilay tsy mino intsony
Mbola mihodina ny tany
Ianao tsy mino fa ny ambony
Mety hifototra ho ambany
Ianao milaza ho tsy mahita
Izay mety hahavonjy antsika
Fa resak’eh sy fikafika
Fahagagana politika
hcoapj Ianao ilay mila hamoy fo
Fa reraky ny nanao soa
Fa toa ny ratsy hatrany hatrany
No misondrotra eto antany
Manàna finoana, tanjonao banjino
Manàna finoana, marina fihino
Na inon-kidona, mijoroa hatrany
F’izay manampinoana, handresy ny hiafarany
--------
Lien:
