Lambaoany (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itondray lambaoany aho ry cgth anona
Itondray lambaoany isikinako
Itondray lambaoany isikinako
Izay bandy manindry anah idrikinako

Raha manina anay ianareo
Ataovy tetezam-bý re ny rano
Fa raha mitady saova ianareo
Ataovy malaladalaka ny trano

Hidio amin'izao yxob re ny vala
Hidio amin'zay re ry kala
Sambory amin'izao re rey olona
Fa vorona nanara-dia ka samborina

Hidio amin'izay ny vavahady
Hidio amin'izao tononkira.serasera.org fa hiady
Sambory amin'izao re rey olona
Fa vorona nanara-dia otjpptxq ka samborina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rossy
Visites : 4032
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 24/10/2018 18:51
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0182