Mampandresy anao Jeso (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy afa tsy Jesoa no afaka mampandresy
Mampandresy anao amin’ny ady mafy
Azy avokoa ny fahefana rehetra
Ny fahefany mandrakizay tsy voafetra

Matokia fa Jeso hiady hiady ho anao Izy
Efa nolazainy ombieny taminao izany
Tsy mivadika amin’izay nolazainy Tompo ka raiso ho apinganao ny fiasan’Izy Tompo

Avelao ary ny fanahiana ety
fa na inona mitranga,na mora na mafy Jesoa hiady, hampandresy anao Izy hiady hampandresy anao Izy,
Jeso hatreto ka hatrary

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1004