Jesoa Mpanafaka (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso re!
mitalaho mba ho re
Fa lavitra anaty aizina.
oh oh oh
Manantena anao mba hanafaka ahy re Jesoa
Hianao Tompo lehibe
Ref:
Ny fanantenako anie Jesoa dia Hianao
Ho finoana anatiko wexilf ao Jesoa Hianao
Ny hoaviko rehetra anilanao Jesoa mpamonjiko malala oh!
Mitomany,
ranomaso latsaka
mikoriana ao am-poko tena trotraka..
oh oh oh
Mijaly tononkira.serasera.org tokoa, resy te andeha hamoy fo
Jesoa, mba hafaho re ny manjo
Ref:
ghkgv Ny fanantenako anie Jesoa dia Hianao
Isaorana ny anara-masinao
mandresy ireo fahavalo maningana
oh oh oh
Raiso anjakao
Ny fiainako imclbyx izao Jesoa ho tempoly itoeranao..
Ref;
Ny fanantenako anie Jesoa dia Hianao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 1728
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : keuvin4
Date : 14/03/2016 13:14