LOBA RIAHA (RENG'AHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masiny gny tany e!
Namboarinjagnahary e
Masiny gny tany e!
Meme diavina o!

Eza gnilane
Mila vola amin’azy ia e!
Eza gnilane
Manalasola fahatany

fiv :  Loba riaha,loba riaha
         Gnasara tsy matavy e!
      jwxmpmu    Loba riaha,loba riaha
         rfoaelv Gnora tsy hita sasy

Eza le rasta
Atsika hamboly hazo
Fa aloky ialofatsikan’io tononkira.serasera.org tonany agny e!

fiv :  Loba riaha,loba riaha
         Gnasara tsy matavy e!
    tkhzxgup      Loba riaha,loba riaha
         Gnora tsy hita sasy

Mbola RENG’AHY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RENG'AHY
Vangy : 2722
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/07/2007 10:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359