FA IZY (RENG'AHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA tononkira.serasera.org IZY, FA IZY E !!
IZA BABILONE AGNY E !!!!
FA IZY E !!
EFA TROTRAKY NY ADIN-TSINA
EFA VALAKY NY FANANDEVOZANA ZAHAY E !!!
EFA LEO NY TSINDRY HAZOLENA
EFA LEO NY RESABE SY POLITIKE !!!
ATOLORY ANJAGNAHARY GNY FIAIGNANAO
FA SAROTSY ANTANY ETY
FA IZY, FA IZY E !!
IZA BABILONE ANGY E !!!!
FA IZY E !!
ZAZA GASY MILA MANONGA
NA IZA HO FALY NA IZA HITOMANGY E !!
OMEO AZY zjgb IREO NY FAHALALANA
NA IZA HO FALY NA IZA KOA HO FATY E !!
ALAO GITARA ANDAO HIDERA NY RAY AO AMBONY
MBA HIANTRA ANAO
FA IZY, FA IZY E !!
IZA BABILONE AGNY E !!!!
FA IZY E !!
RASTAMAN NAMAKO AVIA ATSIKAGNY
ROBADUB STYL AVY TSY xgfldih TAITRE
NATTY DGEDBONGOMANA MILAMISOMA
ANDAO ATSIKANGY ISIKA FA IZY E !!
SOLO
FA IZY, FA IZY E !!
IZA BABILONE AGNY E !!!!
FA IZY E !!
FA IZY ( 5 fois) usgwmg
IZA BABILONE AGNY E !!!!
FA IZY E !!
EFA TROTRAKY NY ADIN-TSINA
EFA VALAKY NY FANANDEVOZANA ZAHAY E !!!
EFA LEO NY TSINDRY HAZOLENA
EFA LEO NY RESABE SY POLITIKE !!!
ATOLORY ANJAGNAHARY GNY FIAIGNANAO
FA SAROTSY ANTANY ETY
FA IZY, FA IZY E !!
IZA BABILONE ANGY E !!!!
FA IZY E !!
ZAZA GASY MILA MANONGA
NA IZA HO FALY NA IZA HITOMANGY E !!
OMEO AZY zjgb IREO NY FAHALALANA
NA IZA HO FALY NA IZA KOA HO FATY E !!
ALAO GITARA ANDAO HIDERA NY RAY AO AMBONY
MBA HIANTRA ANAO
FA IZY, FA IZY E !!
IZA BABILONE AGNY E !!!!
FA IZY E !!
RASTAMAN NAMAKO AVIA ATSIKAGNY
ROBADUB STYL AVY TSY xgfldih TAITRE
NATTY DGEDBONGOMANA MILAMISOMA
ANDAO ATSIKANGY ISIKA FA IZY E !!
SOLO
FA IZY, FA IZY E !!
IZA BABILONE AGNY E !!!!
FA IZY E !!
FA IZY ( 5 fois) usgwmg
--------
Rohy:
