Namako o ! (RENG'AHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako o, havako o!
Namako o, havako o!
Atsika agny hiaradia
Hagnafaky raha manahiragny atsika
Amy tany ety e! ye! ye!

Eza hanao , mandapo maray.
Eza hanao , mangaly malay
Eza hanao, ho eza, ho eza

Ry mpitondra fanjakana
Eza gn’asa, fa zalahy mila miasa

Amin’izay samy hana
Amin’izay Tsy hifagnadala,
Amin’izay samy hiadana

Mianara soa ze mbo zaza.
Miasa mafy ze tanora.
Mikantia koa rà gnolombe

Hiantsaho ino gny ho hany,
Hiala zaho hanegny gny iafarany e!!!

Ho eza zaho, ho eza gny hombako.
Ho eza zaho ,ino gn’ hataoko.
Ho eza zaho, ho eza gny hombako.
Ho eza, ho eza.

SOLO

Namako o, havako o!
Namako o, havako o!
Atsika agny hiaradia
Hagnafaky raha manahiragny atsika
Amy tany ety e! ye! ye!


Eza hanao , mandapo maray.
Eza hanao , mangaly malay
Eza hanao, ho eza, ho eza

Mianara soa ze mbo zaza.
Miasa mafy ze tanora.
Mikantia koa rà gnolombe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RENG'AHY
Vangy : 2139
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RADIRA
Daty : 28/12/2009 23:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2268